1 line
409 B
Plaintext
1 line
409 B
Plaintext
\v 10Nitaray tamin'i Yaveh ereo vo nanao anizahoky ho: 'Fa nanota zahay, akory nahafo an'i Yaveh vo fa nanopo an'ireo Bala vo reo Astarta. Fa amizao magnafaha anay eo atagnan'ireo fahavalonay, dra hanopo anao zahay.' \v 11noho zay dra nagniraky an'i Jerobala, Badana, Jefta, vo Samoela i Yaveh, vo nagnome fandrese andrareo teo amireo fahavalondrareo aby magnodidy andrareo,dra nahafahandrareo niay apilamina. |