txy_1sa_text_udb/18/17.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 17Vo hoy i Saoly tamin' i Davida ho: ''Itihoky i Meraba zanako apela zokiny volohany. Hameko anao ho valy izy. Fa mana Heri-po honahy vo melia gny alin'i Yaveh.'' Fa nieriserisy Saoly ho: ''Ka angan' amigny tagnako, fa aoky gny tagnan'ireo Filistina gny ho eo aminazy.'' \v 18Hoy i Davida tamin'i Saoly ho: ''Iza moa zaho, vo iza moa reo havako, na gny fianakavianigny rako agny am' Israely, gny tokony ho vinato lahinigny pazaka zaho?''