txy_1sa_text_udb/16/14.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 14Vo nagnenga an'i Saoly gny Fagnahin'i Yaveh, dra nisy fagnahy rasy boakamin'i Yaveh napihorohoro anazy. \v 15Hoy reo panopon'i Saoly taminazy ho: ''Ingo, misy fagnahy rasy boak'amin'agnahary papikorotanan'anao. \v 16Aoka gny toponay handidy reo panoponao ze eo anoloanao ba hitalia lelahy raiky ze feno traik'efa amigny fitendre lokanga. Vo gny fa eo aminao gny fagnahy rasy boak'aminagnahary, dra nitendry anizay izy vo ho sao hanao.''