txy_1sa_text_udb/16/08.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 8Boak'eo dra nitoka an'i Abinabada i Jese vo napandeha anazy teo alohan'i Samoel. Dra hoy i Samoela ho: '' sy nifily aniraik'ihoky avo koa i Yaveh.'' \v 9Boak'eo dra napandeha an'i Sama i Jese, fe seky hoy i Samoela ho: '' Sy nifily an'io avo koa Yaveh.'' \v 10Napandalovin'i Jese teo agnoloan'i Samoela gny fito tamireo zanadahiny. Dra hoy i Samoela tamin'i Jese ho: ''Sy nifily an'iza na iza tamireo Yaveh.''