txy_1sa_text_udb/14/49.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 49Reo zanadahin'i Saoly dra i Jonatana, Jisvy, vo Malkisa. Gny agnaran'ireo zanany ro vavy dra i Meraba, vavimatoa, vo MIkala,faravavy. \v 50Ahinoama gny agnaranigny valin'i Saoly; zanak'abelan'i Ahimaza izy. Ny agnaranigny kapiteninigny tafiny dra Abnera zanak'i Nera, rahalahin'dran'i Saoly. \v 51Kisy gny baban'i Saoly; vo Nera, baban'i Abnera, gny zanadahin'i Abiela.