txy_1sa_text_udb/29/08.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 8Hoy i Davida tamin'i Akisy: "Fa ino gny nataoko? Ino gny hitanao taminigny panoponao hatramizay nahateo agnatrehanao anahy dra hatraminigny androny, dra sy afaky mandeha mialy hanohisy reo fahavalonigny topoko pazaka zaho?" \v 9Namaly i Akisy dra nanao tamin'i Davida ho: " Fataso fa sy manasigny manahaky gny azelin'agnahary eo imasoko hanao; na dra izay aza, reo andrianigny Filistina fa nanao anizahoky ho: 'Sy mahazo miakasy magnagny amisika ho agny aminigny Aly izy.'