txy_1sa_text_udb/29/06.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 6Dra Akisy nitoka an'i Davida dra nanao taminazy ho: "Raha bo velo koa I Yaveh, dra soa hanao, dra sitrako gny mindray miboaky vo mindray aminao ao amigny tafiky; fa sy bo nahita fahadisoa taminao zaho hatraminigny andro nahavianao taminahy atiky dra hatraminigny androany. Na dre zay aza, dra sy ankasitrahan'ireo andria hanao. \v 7Ko amizao miheregna dra mandehana apedagna,ba sy hahaory reo andrianigny Filistina hanao."