txy_1sa_text_udb/24/17.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 17Hoy izy tamin'i Davida ho: "Marina vatany hanao mihoasy anahy. Akory namaly soa anahy hanao, gny fa namaly rasy anao zaho. \v 18Zinakanao amizao gny fomba nanovanao soa taminahy, akory sy namono anahy hanao raha nataon'i Yaveh teo atagnanao gny aiko.