txy_1sa_text_udb/24/16.txt

1 line
158 B
Plaintext

\v 16Gny fa avy nizaka reo zaka reo tamin'i Saoly i Davida, dra hoy i Saoly ho: "Feonao ra zao, ry Davida zanako?" Nanandrasy gny feony i Saoly dra nitomagny.