txy_1sa_text_udb/24/05.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 5Gny fa afak'anizay dra napahory anazy gny fon'i Davida akory nanapaky gny moronigny akazo lavan'i Saoly izy. \v 6 Hoy izy tamireo lelahiny ho: "Yaveh anie handrara gny hanovako zao raha zao amigny topoko, gny voahosos'i Yaveh, dra gny hanizirako gny tagnako aminazy, raha mahita fa voahosos'i Yaveh izy." \v 7Dra nizaka fatrasy an'ireo lelahy tamireo zaka reo Davida, dra sy nagnenga anazy reo hamely an'i Saoly. Nisanga i Saoly, nagnenga gny zohy, dra nandeha tamigny lalany.