txy_1sa_text_udb/24/03.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 3Nagneo amigny valan'agnondry tegny an-dala izy, ze nisy zohy raiky. Nidisy tao ba hanao maloto i Saoly. Dra Davida vo reo lelahiny dra nitoby lavisy tafarany ao amigny zohy. \v 4Hoy reo lelahin'i Davida taminazy ho: "Tihoky gny andro ze nizakan'i Yaveh gny fa nizaka taminao Izy ho: ' Hatoloso eo apelatagnanao reo fahavalonao, ba hanovanao ze tianao hatao aminazy."' Boak'eo Davida nisanga dra nandaly moramora dra nanapaky gny moronigny akazo lavan'i Saoly.