2 lines
617 B
Plaintext
2 lines
617 B
Plaintext
\v 17 Dra nitokavin'i Samoela hindray teo alohan'i yaveh tao mizpa reo vahoaky.
|
|
\v 18 Hoy izy tamireo olon' Israely ho: ''Zahoky gny raha nizakan'i Yaveh, zagnahariny gny Israely: 'Napiboaky gny Israely hiala boakao Egipta Zaho vo nagnavosy andrareo teo amigny tanan ireo Egyptianina, vo tamigny tagnan'ireo fazakan'aby ze napahory anereo,' \v 19 Fa amizao nanda gny zagnaharindrareo, ze nagnavosy andrareo tamin'ireo loza va fahoriandrareo aby handrareo ; vo nizaka nizaka tamiazy handrareo ho: 'manobia pazaka eo aminay.' Amizao atolory eo alohan'i Yaveh arak'ireo fokondrareo vo reo vondrondreo gny vatandrareo,'' |