\v 45Dra hoy gny vahoaky tamin'i Saoly: ''Tokony ho maty ra i Jonatana, ze nahatateraky anizao fandrese lahibe ho anigny Israely zao? Sagnatria anie zay! Raha bo velo koa i Yaveh, dra sy hisy singa raiky aminigny volon-dohany hilasaky aminigny tany, fa niasa nindray tamin'agnahary izy androany.'' dra nagnavosy an'i Jonatana gny vahoaky gny zay dra sy maty izy. \v 46Dra nisahasy sy nagneziky gny Filistina i Saoly. vo nandeha tagny aminigny toeran'ereo gny Filistina.