\v 33 Dra hoy ereo tamin'i saoly: '' Ingo, nanota tamin'i Yaveh taminigny fihinana nindray taminigny fihinana nindray taminigny lio gny vahoaky.'' Hoy i Saoly: ''Nanao izay sy matoky handrareo. Amizao, manakodiava vato lahibe eto honahy.'' \v 34Hoy i Saoly: ''Miboaha boak'ao aminigny vahoaky, vo zakao ereo ho: 'aoky gny olo sirairay hinday gny agnombiny vo gny agnondriny, vonoy eto reo, vo hano. Ka manota amin'i Yaveh aminigny lio.''' Ko gny sirairy taminigny vahoaky dra dra nanday gny agnombiny nindray taminazy tamy hariva io vo namono anizay teo.