\v 2nitoby teo aminigny magnodidy an'i Gibea ambaninigny hazon'aponga-ben-dagnisy zay tao Migrona i Saoly. Teo ho eo amigny lelahy enizato teo gny nindray taminazy, \v 3agnisanizay Ahia, zanak'i Ahitoba (rahalahin'i Ikaboda) zanak'i Finehasa zanak'i Ely, gny pisoron'i Yaveh tao Silo, zay nekazo efoda. Sy fatasy gny vahoaky ho nandeha i Jonatana.