txy_1sa_text_udb/20/12.txt

2 lines
539 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-27 17:26:13 +00:00
\v 12Hoy i Jonatana tamin'i Davida: '' Yaveh, Zagnaharindr'israely se gny ho vavolombelo. Gny fa avy magnotany an'i babako zaho maraindray amin'izao ora izao, na amigny andro fahatelo, atio, gny misy raha- soa ho an'i Davida, moa sy hagniraky ho agny aminao vo hapahafatasy anao se zaho?
2021-03-27 17:02:15 +00:00
\v 13Gny mahafaly an'i babako gny hanao rasy anao, Yaveh ane nahao an'izay amin'i Joanatana dra mihoasy aza gny sy mahapahafatasy izay aminao vo mandefa anao zaho, ba handehananao a-piadagna. Hiaro anao anie Yaveh, manahaky gny fa nombany gny babako.