txy_1pe_text_reg/04/17.txt

1 line
459 B
Plaintext

\v 17 Fa fotoa izao hanomboha gny fisara mindray amigny akohonan'ny Zagnahary. Gny manomboky amisika izay, ino gny ho vokasy ho an'ireo izay sy makato gny an'ireo zay sy makato gny filazasaran'i Zagnahary? \v 18Dra gny'' gny olo mary aza sy ho voavozy, amigny fomba manaoakory gny hiboahany olo sy an' Zagnahary vo gny panota?'' \v 19 Noho izay aoka izay mizaly noho gny sitrapon'i Zagnahary hagneky gny fagnahin'ny reo amigny pamoro matoky amigny fanova soa.