txy_1pe_text_reg/05/12.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 12Alako manahaky gny rahalahy matoky i Silasy, dra nanorasy zaka boribory ho angdrareo tamigny alalany zaho. Magnanasy andraeo zaho dra mizaka andrareo fa izay nisoratiko dra fahasoava marin'i Zagnahary. Mizoroa amin'izay. \v 13Gny apela izay agny Babylina, izay voafily nindray tamindrareo, manao velo andrareo. dra koa i Marka, zanako lahy, manao velo andrareo. \v 14Mifanova velo amigny fanoroa-pitiava. Ho amindrareo aby anie gny fiadagna izay ao amin'i kristy.