txy_1pe_text_reg/05/08.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 8Mahognona tegna, miambena. Gny fahavalondrareo, dra gny devoly, magnodidy manahaky gny liona mierona, mitalia izay olo ho arapany. \v 9Magnohera anazy. mieregna amigny finoandrareo. Fatasindrareo fa izay fahoria izay dra mazo gny firaisan'ireo pino manera an'izao totolo izao avo koa.