txy_1pe_text_reg/04/03.txt

1 line
596 B
Plaintext

\v 3Fa apy izay gny fotoa lasa nanova izay tian'ny Zetilisa atao-hafalian'ny nofo, fizezozezoa, fimamao, fitondra-tegna mahamegnasy, fihira rasy, dra reo asan'ny fanopoa sapy mapangelakelaky. \v 4 Ataon'izy reo fa hafahafa satria sy mikamba amin'izy reo ao amin'izay fagnaragna-po be izay handrareo, noho izay dra hizaka rasy momba andrareo izy reo. \v 5 Hamaly gny ray izay vonona hisara gny velo vo gny maty izy reo. \v 6 Noho izay atony izay gny nitoria gny vaovao mahafaly tamin'ireo maty avo koa, ba, na dre nisara tamigny nofo manahaky gny olo aza izy reo, dra hiay manahaky an'i Zagnahary.