txy_1pe_text_reg/04/01.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 1 Noho izay, satria nizaly tamigny nofo i Kristy, dra atovy fialian'ny vatandrareo izay tazona izay. Fa izay aby nizaly tamigny nofo dra nisahasy tamigny fahota. \v 2 Vokas'izay, gny olo manahaky izay, mandrisy gny fotoa sisa hiegnany, dra sy hiay ho agny fagnirian'ny olo sasy, fa ho an'ny sitrapon'i Zagnahary.