txy_1pe_text_reg/03/10.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 10"Gny raiky izay te hakafy gny fiegna vo te hahita andro soa dra tokony hagnasahasy gny lelany amigny rasy vo gny molony amigny fizaka fitaky. \v 11Aoka izy hiala amigny atao hoe rasy dra hanao izay soa. Aoka izy hitalia fiadagna vo hitaky izay. \v 12 Gny mason'ny topo mahita gny marina, dra gny sofiny mahare reo fangatahan'izy reo. fa gny tavan'ny topo dra manohisy reo izay manao rasy.''