txy_1pe_text_reg/03/08.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 8 Farany, handrareo aby, aoka hindray say, hangoraky, hifakatia manahaky gny pirahalahy, ho so-po, dra hanetri-tegna. \v 9Ka mamaly rasy gny sary na manevateva gny pagnavetaveta. Mifanohisy amin'izay aza, mitahia hatragny, fa noho izay gny nitokava andrareo, ba hahafahandrareo mandova gny fitahia.