txy_1pe_text_reg/02/21.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 21 Fa noho itihiky gny nitokava anao, satria Kristy avo koa dra azely ho nao. Nagnenga ohasy ho nao izy ba hagnoroha ireo lalany. \v 22 Sy nanota izy, na hoe nisy fitaky teo am-bavany. \v 23Gny nizaka rasy izy, dra sy ba namaly rasy. Gny nizaly izy, dra sy nandraho, fa nagnome gny vatany tamigny rai izay pisara apahamarina.