|
\v 4 Magnaton'anazy gny vato velo zay narian'olo, fa voafilin'i Zagnahary ho mana-laza aminazy. \v 5nHandrareo avo koa dra manahaky reo vato velo zay voaory ho tragno ara-pagnahy, ba ho pisoro masy zay manolosy gny soro ara-pagnahy amizao amigny alalan'i Jesosy Kristy. |