txy_1pe_text_reg/01/20.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 20Voafily talohan'ny nanangana an'izao totolo izao Kristy, fa amizao dra tamin'ireo fotoa farany gny nizaka anazy tamindrareo. \v 21 Amigny alalan'ny gny hiniandrareo anazy tamigny maty vo tam'ireo nameny vaninahisy ba ho ao amin'i Zagnahary gny finoa vo gny fahatokiandrareo.