txy_1pe_text_reg/01/08.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 8 Sy nahita anazy handrareo, nefa tia anazy. Sy mahita anazy handrareo amizao, kanefa mino anazy dra tena falifaly amigny fifalia sy hay zaka, mahafinarisy. \v 9 Resindrareo amizao gny vokany gny finoandrareo, dra gny famozena gny fagnahindrareo. \v 10 Reo paminany dra nikaroky vo nagnotany soa gny momba izay famozena izay, gny momba gny fahasoava izay ho andrareo.