txy_1pe_text_reg/01/03.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 3 Ho tahiny Zagnahary vo baban'i Jesosy Kristy toposika. Tamigny famindra_pony, gny nagnomezany asika fahaterahana vaovao ho an'ny fahatokisan'ny lova. Izay lova zay dra tamigny alalan'ny fisanganan'i Jesosy Kristy tamigny maty. \v 4Zay dra ho an'ny lova zay sy ho maty, sy ho sola, dra sy ho levo. Zay dra voatoka ho andrareo agny an-dagnisy. \v 5Handrareo dra arovan'ny herin'i Zagnahary amigny alalan'ny finoa, ho an'ny famozena zay fa vonona ho zaka amigny fotoa farany.