1 line
335 B
Plaintext
1 line
335 B
Plaintext
\v 1 Petera, apostolon'i Jesosy kristy, ho an'ireo zanakapelany, reo ze voafily, manera an'i Ponto, Galitia, Kapadokia, Asia, dra Bitynia. \v 2 Zay dra araky gny fatasy zagnahary ray aloha, voatokan'ny fagnahy ho fakatoava vo ho famafaza gny lion'i Jesosy Kristy. Ho amindrareo anie gny fahasoava, dra hitombo anie gny fiadagnandrareo. |