txy_1jn_text_reg/02/12.txt

1 line
612 B
Plaintext

\v 12 Manorasy ho andrareo zaho,ry zanaka malala , satria reo fahotandrareo dra voavela noho gny agnarany. \v 13 manorasy ho andrareo zaho ,ry ray,satria fatasindrareo gny raiky laha tamin'gny fiandohana. Manorasy ho andrareo zaho,ry zatovo, satria niresahindrareo gny rasy. Fa nanorasy ho andrareo zaho, ry zaza maliniky , satria andrareo dra mahafatasy gny Ray. \v 14 Fa nanorasy ho andrareo zaho, ry ray, satria fatasindrareo ho avy amin'gny fiandohany . Fa nanorasy ho andrareo zaho, ry zatovo, satria fatrasy andrareo, dra gny zakan'Agnahary dra mitoesy ao amindrareo, dra andrareo dra fa nandresy gny rasy.