txy_1jn_text_reg/02/07.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 7 Ry malala, sy manorasy didy vaovao ho andrareo zaho, fa didy taloha ze fa nanagnadrareo hatramin'gny fiandohany. Gny didy taliha dra gny zaka ze renandrareo. \v 8 Fa manorasy didy vaovao ho andrareo zaho, ze mary ao amin'i Kristy vo ao amindrareo, satria gny hezy dra mandalo , fa gny fahazava mary dra fa mamirasy .