txy_1jn_text_reg/02/04.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 4 Gny mizaka ho:''Mahafatasy an'Agnahary zaho'', fa sy mitandry reo didiny , dra mpavandy, dra gny mary dra sy ao aminazy. \v 5 Fa dre iza dre iza mitandry gny zakany, mary tokoa, dra ao amin'izay olo zay gny nagnatateraha gny fitiavan'Agnahary. Amin'izay gny ahafatarasika fa ao aminazy isika. \v 6 Gny raiky ze mizaka fa mitoesy ao amin'Agnahary dra tokony andeha avo koa izy tahaky gny nandehanan'i Jesosy Kristy.