txy_1jn_text_reg/02/01.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 1 Anaka,manorasy anitahoky raha tahoky zaho ba sy hanoratandrareo. Kanefa raha misy manota,dra mana mpisolo vava isika miaraky amin'gny Ray,Jesosy Kristy, gny mary. \v 2 Izy gny fanavota an'ireo fahotasika, dra sy gny asika avo ,fa gny an'izao totolo zao iaby avo koa . \v 3 Amin'izay gny ahafatarasika fa mahafatasy Anazy isika : raha mitandina reo didiny isika.