txy_1jn_text_reg/04/11.txt

2 lines
461 B
Plaintext

\v 11 Ry malala,raha tia loasy asika Zagnahary , dra tokony hifakatia avo koa isika. \v 12 Sy bo nisy nahita an'Agnahary mipetraky ao amisika Zagnahary dra gny fitiavany dra tateraky ao amisika.
\v 13 Amin'izay gny ahafatarasika fa mipetraky ao aminazy isika dra izy ao amisika, satria izy dra nagnome asika gn'ilany amin'gny Fanahiny. \v 14 Dra fa nahita isika vo fa misanga vavolombelo fa gny Ray dra fa nandefa gny Zanadahiny ho Mpamozy an'izao totolo zao.