txy_1jn_text_reg/04/04.txt

1 line
516 B
Plaintext

\v 4 Andrareo dra laha tamin'Agnahary, ry zanaka malala, dra fa nandresy anazy reo, satria gny raiky ze ao amindrareo dra lahibe mihoasy noho gny raiky ze eto amizao totolo zao. \v 5 Ereo dra laha tamin'izao totolo zao; noho zay ze zakan'ereo dra avy amizao totolo zao, dra zao totolo zao dra miteno an'ereo. \v 6 Laha tamin'Agnahary isika. Ze mahafatasy gny Topo dra mahare asika. Izy zay sy avy amin'Agnahary dra sy mahare asika. Amin'izay gny ahafatarasika gny fanahin'gny fahamarina vo gny fanahin'gny fahadisoa.