txy_1jn_text_reg/03/23.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 23 Zao gny didiny: tokony mino gny agnaran'gny Zanany Jesosy Kristy dra mifakatia isika, tahaky gny fa nagnomezany asika ze didy zay. \v 24 Gny raiky ze mita reo didin'Agnahary dra mitoesy ao aminazy, dra Zagnahary mitoesy ao aminazy. Amin'izay gny hahafatarasika fa izy dra mitoera ao amisika, amin'gny Fagnahy ze nomeny asika.