txy_1jn_text_reg/03/19.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 19 Avy amin'izay gny hahafatarasika fa avy amin'gny fahamarina isika, dra mampatoky gny fosika eo anatrehany isika. \v 20 Fa raha magnahy asika gny fosika, Zagnahary dra lahibe noho gny fosika,dra mahafatasy gny raha-iaby Izy. \v 21 Ry malala, raha sy magnahy asika gny fosika, dra mana fahatokisa amin'Agnahary isika. \v 22 Dre ino dre ino angatahisika dra ho azosika laha taminazy, satria isika mitandry reo didiny vo manao ze tiany eo anatrehany.