txy_1jn_text_reg/03/09.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 9 Dre iza dre iza naterak'Agnahary dra sy hanohy gny fahota satria gny tegnany laha tamin'Agnahary dra mitoesy ao aminazy. Sy afaky manohy gny fahota izy satria naterak 'Agnahary. \v 10 Ao amin'izay gny hampiboahany reo zanak'Agnahary vo reo zanaky gny devoly. Dre iza dre iza sy manao gny mary dra sy laha tamin'Agnahary; dre gny raiky ze sy tia gny rahalahiny avo koa .