txy_1jn_text_reg/03/01.txt

1 line
607 B
Plaintext

\v 1 Indro tahaky gny ino gny fitiava nomen'gny Ray asika,ba hitokava asika ho Zanak'Agnahary, dra zay isika. Noho zay atony zay, zao totolo zao dra sy mahafatsy asika, satria sy mahafatasy anazy zay. [ Fanamariha : gny dika-zaka taloha dra sy magnisy ho:''Dra izay isika.''] \v 2 Ry malala, zanak'Agnahary isika amizao, dra zay dra bo sy nambara ho hanahaky gny ino isika . Isika dra mahafatasy fa gny miseho i Kristy,dra ho tahaky Anazy isika, satria hahita Anazy manahaky Anazy isika. \v 3 Gny ze mana anizay fahatokisa momba gny ho avy mifotosy aminazy zay dra magnalio gny vatany ba halio tahaky Anazy.