txy_1jn_text_reg/02/15.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 15 Ka mitia na ani'izao totolo zao na reo raha eo aminazy. Raha misy mitia ani'izao totolo zao,dra sy ao aminazy gny fitiavan'gny Ray. \v 16 Fa gny raha aby ze ao amin'izao totolo zao dra gny filan'gny nofo, gny filan'gny maso,dra gny fieboebon'gny fiagna-ze sy avy amin'gny Ray fa avy amin'izao totplo zao. \v 17 zao totolo zao vo gny fagniriany dra mandalo. Fa dre iza dre iza manao gny sitrapon'Agnahary dra hitoesy mandrakizay.