auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2020-05-29 18:30:18 -04:00 committed by root
parent 9bf5727d7b
commit cfa2d1ed7c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 18 Namôke rano hôtran'ny ranobe tamin'ny vavany ilay menaragna, ijay hifaoke an-draviavy. \v 16 Fa ny tany nagnampy an-draviavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary die nateligny ny riake ijay navoakan'ny vavan'ilay dragona. \v 17 Ary vignitre tamin-draviavy ilay dragogna ka niala ary nandrembe ady tamin'ny ambin'ireo taranagny, ijay mankàto ny didin'Andriamanitra ary mitagna ny fijoroana vavolombelogna momba an'i Jesôsy. Avy eo nitsangagna teo ambonin'ny fasiky ny ranomasigna ilay dragogna.
\v 15 Namôke rano hôtran'ny ranobe tamin'ny vavany ilay menaragna, ijay hifaoke an-draviavy. \v 16 Fa ny tany nagnampy an-draviavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary die nateligny ny riake ijay navoakan'ny vavan'ilay dragona. \v 17 Ary vignitre tamin-draviavy ilay dragogna ka niala ary nandrembe ady tamin'ny ambin'ireo taranagny, ijay mankàto ny didin'Andriamanitra ary mitagna ny fijoroana vavolombelogna momba an'i Jesôsy.\v 18 Avy eo nitsangagna teo ambonin'ny fasiky ny ranomasigna ilay dragogna.