Wed Sep 30 2020 15:40:37 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-30 15:40:38 -04:00
parent 63764dd1fb
commit 811fde5b02
6 changed files with 11 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Ny bibidy je hitanao die misy fa tsy misy ankehitriny, fa andala-pekarana avy agny amin'ny farany amban'ny lavaka tsy hita fitaperany. Aviteo die ho agny amin'ny fahasimbana ijany. Ireo je miaigna ambon'ny tany , ireo je tsy vôsoratra ao amin'ny boky ny fiegnana hatramin'ny ranomasina an'ijao tontolo ijao ny agnarany, ho gaga ijy ireo raha efa hahita fa ny bibidia die misy, fa tsy misy intsony ankehitriny, fa andalam-pihavena.
\v 8 Ny bibidy je hitanao die misy fa tsy misy ankehitriny, fa andala-pekarana avy agny amin'ny farany amban'ny lavaka tsy hita fitaperany. Aviteo die ho agny amin'ny fahasimbana ijany. Ireo je miaigna ambon'ny tany, ireo je tsy vôsoratra ao amin'ny boky ny fiegnana hatramin'ny ranomasina an'ijao tontolo ijao ny agnarany, ho gaga ijy ireo raha efa hahita fa ny bibidia die misy, fa tsy misy intsony ankehitriny, fa andalam-pihavena.

View File

@ -1 +1 @@
Toko 17
Toko faha 17

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Hôtra anajy nagnome voninahitre ny tegnany sy niaigna tamin'ny tsy fiafiana, omeo anajy ny fampijaliana sy ny alahelo antognina anajy. Fa ijy nijaka tao am-pony nagnano hoe: 'Nipetrake hôtra ny mpanjaka vavy iaho. Tsy maty vady iaho, die tsy hisaogna mandrakijay .' \v 8 Noho ijany die ho tonga amin'ny andro raike ny aretigna mandripakany: ny fahafatesana, ny fisaonana, die ny mosary. Horoan'ny afo ijy, fa ny Tompo Andriamanitra die mahery, die ijy no mpitsara anajy.''
\v 7 Hôtra anajy nagnome voninahitre ny tegnany sy niaigna tamin'ny tsy fiafiana, omeo anajy ny fampijaliana sy ny alahelo antognina anajy. Fa ijy nijaka tao am-pony nagnano hoe: 'Nipetrake hôtra ny mpanjaka vavy iaho. Tsy maty vady iaho, die tsy hisaogna mandrakijay.' \v 8 Noho ijany die ho tonga amin'ny andro raike ny aretigna mandripakany: ny fahafatesana, ny fisaonana, die ny mosary. Horoan'ny afo ijy, fa ny Tompo Andriamanitra die mahery, die ijy no mpitsara anajy.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Ny mpivarotre ny entana jay tonga mpanan-karena noho ijy die hiala aminy lavitre nohon'ny fahangoaignana ny fijaliany, hitomany sy hisaona mafy.\v 16 Hijaka areo hoe:''Loza,,loza ho an'ny tanàna angezabe ijay nikanjo tamin'ny lamban-drongony tena tsara, volomparasy, sy mena, ary noravahana tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa!\v 17 Agnatin'ny lera raile die ho fôgna ijany harena manontolo ijany. ''Ny kapitenin-tsambo manontolo, ny mandeha egny ambonin'ny ranomasina manontolo, tantsambo, sy ijay abiaby monina an-dranomasina, die hijoro alavitre.
\v 15 Ny mpivarotre ny entana jay tonga mpanan-karena noho ijy die hiala aminy lavitre nohon'ny fahangoaignana ny fijaliany, hitomany sy hisaona mafy. \v 16 Hijaka areo hoe: ''Loza, loza ho an'ny tanàna angezabe ijay nikanjo tamin'ny lamban-drongony tena tsara, volomparasy, sy mena, ary noravahana tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa! \v 17 Agnatin'ny lera raile die ho fôgna ijany harena manontolo ijany. ''Ny kapitenin-tsambo manontolo, ny mandeha egny ambonin'ny ranomasina manontolo, tantsambo, sy ijay abiaby monina an-dranomasina, die hijoro alavitre.

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Anjely mahery raike nangala vato hôtra ny vato angezabe die nanipy ijany tagny an-dranomasina, die nijaka hoe: '' amin'ijany fomba ijany, Babylona, ny tanàna angezaba, harodagna arahina herisetra, die tsy ho hita koa. \v 22 Ny feo nataon'reo lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodina, sy trompetra die tsy ho regny ao aminao koa. Ny mpagnano asa -tanana iasan-karazany die tsy hita ao aminao koa. Tsy hisy feon'ny vato fikosoham-bary ho regny koa eo aminao.
\v 21 Anjely mahery raike nangala vato hôtra ny vato angezabe die nanipy ijany tagny an-dranomasina, die nijaka hoe: ''amin'ijany fomba ijany, Babylona, ny tanàna angezaba, harodagna arahina herisetra, die tsy ho hita koa. \v 22 Ny feo nataon'reo lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodina, sy trompetra die tsy ho regny ao aminao koa. Ny mpagnano asa -tanana iasan-karazany die tsy hita ao aminao koa. Tsy hisy feon'ny vato fikosoham-bary ho regny koa eo aminao.

View File

@ -198,9 +198,15 @@
"17-15",
"17-16",
"17-18",
"18-title",
"18-01",
"18-04",
"18-07",
"18-09",
"18-11",
"18-14",
"18-15",
"18-18",
"19-title",
"19-01",
"19-03",