Wed Sep 30 2020 15:50:27 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-30 15:50:27 -04:00
parent c63da9aad2
commit 171e59528c
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Tretrike ny ijay manasa ny ankanjon'dreo mba hahazo alalagna mihinagna laha tamin'ny hazon'ny fiainana sy hiditre ao amin'ny tanàna laha teo amin'ny vavahady. (Fagnamarihana: Raha tokony: ''Tretrike ny ijay manasa ny ankanjon'ndreo .'' Ny antontan-taratasy hafa taloha die mivaky hoe: ''Tretrike ny ijay manao ny didiny.'') \v 15 Fa agny ivelany ny amboa, ny mpanao ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olo, ny mpanompo sampy, die ijay manontolo tia mivandy sy ny mivandy.
\v 14 Tretrike ny ijay manasa ny ankanjon'dreo mba hahazo alalagna mihinagna laha tamin'ny hazon'ny fiainana sy hiditre ao amin'ny tanàna laha teo amin'ny vavahady. (Fagnamarihana: Raha tokony: ''Tretrike ny ijay manasa ny ankanjon'ndreo.'' Ny antontan-taratasy hafa taloha die mivaky hoe: ''Tretrike ny ijay manao ny didiny.'') \v 15 Fa agny ivelany ny amboa, ny mpanao ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olo, ny mpanompo sampy, die ijay manontolo tia mivandy sy ny mivandy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Iaho die magnambara amin'ijay aby maharegny ny jakan'ny faminanaiana amin'itoy boky toy: ''Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hagnampy loza ho ajy ijay vôsoratre ao amin'toy boky toy. \v 19 Raha misy mangala ny teny faminaina amin'toy boky itoy, Andriamanitra die hangala ny anjarany amin'ny hajon'ny fiainana sy ny tanàna masina ijay vôsoratre ao anatin'toy boky itoy.''(Fanamarihana: Ny antontan-taratasy taloha die mivaky hoe: ''Andriamanitra hangala ny anjarany ao amin'ny Bokin'ny Fiainana die ao amin'ny tanàna masina ijay vôsoratre ao amin'toy boky toy.'')
\v 18 Iaho die magnambara amin'ijay aby maharegny ny jakan'ny faminanaiana amin'itoy boky toy: ''Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hagnampy loza ho ajy ijay vôsoratre ao amin'toy boky toy. \v 19 Raha misy mangala ny teny faminaina amin'toy boky itoy, Andriamanitra die hangala ny anjarany amin'ny hajon'ny fiainana sy ny tanàna masina ijay vôsoratre ao anatin'toy boky itoy.'' (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy taloha die mivaky hoe: ''Andriamanitra hangala ny anjarany ao amin'ny Bokin'ny Fiainana die ao amin'ny tanàna masina ijay vôsoratre ao amin'toy boky toy.'')

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Hoy ny raike ijay magnabara ny raha ireo: '' Eka! Efa marivo ny feveko.'' Amena! Mevia, ry Tompo Jesôsy! \v 21 Ho amin'olo aby anie ny fahasoavan'ny Tompo Jesôsy. Amena.
\v 20 Hoy ny raike ijay magnabara ny raha ireo: ''Eka! Efa marivo ny feveko.'' Amena! Mevia, ry Tompo Jesôsy! \v 21 Ho amin'olo aby anie ny fahasoavan'ny Tompo Jesôsy. Amena.

View File

@ -249,6 +249,7 @@
"22-08",
"22-10",
"22-12",
"22-14",
"22-16",
"22-17",
"22-18",