plt-x-tanala_2ti_text_reg/04/19.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 19 Atôvy veloma i Prisila, i Akoila, ary ireo havan'i Onesiforosy. \v 20 Erasto die nitoboke tao Korinto, fa i Trofimo die nilôjako fa narary ao Mileto. \v 21 Omeo ijay tsara indrindra avy aminao mba heviana alohakan'ny rirignina. Magnano veloma anao i Eolobolo, ary Poda mandy koa, Lino, Klaodio, ary ireo rahalahy abiaby. \v 22 Hiaraka amin'ny fagnahinao anie ny Tompo. Hôminareo anie ny fahasoavana.