plt-x-tanala_2ti_text_reg/04/17.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 17 Fa ny Tompo die nitsangagna teo akekiko ary nagnahery an'ahe mba, amin'ny alalako, ny fagnambarana die afake tontosaina tanterake, ary mba afake haharegny ireo Jentilisa abiaby. Iaho die avotre tamin'ny vavan'ny liogna. \v 18 Ny Tompo die hagnavotre an'ahe amin'ny asa ratsy abiaby ary hamonjy an'ahe amin'ny fanjakane agne an-dagnitre. Hôn'ajy anie ny voninahitra mandrakijay doria. Amena.