plt-x-tanala_2ti_text_reg/04/14.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 14 Aleksandro ilay mpanefe varahigna die nampiharihary asa ratsy rahabe tamin'ahe. Ny Tompo die hamaly an'aje araka ireo asane.\v 15 Anao mandy koa die tokone hitandrigna ny tegnanaoamin'aje, satria ijy die manohitra mahare ireo jakanay. \v 16 Tamin'ny ferovan-tegnako vôlohane, tsy nisy nanohagna an'ahe. Nefa koja, ny olo abiaby nandao an'ahe. Ôka mba tsy ho vôheloke amin'ijane areo.