plt-x-tanala_2ti_text_reg/04/11.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 11 Lioka rerike mandy no miaraka amin'ahe. Alay i Marka ary indôsy ijy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa ijy. \v 12 Tykiko die nalefako tagne Efesosy. \v 13 Ilay lamba ijay nabelako tao Troasy miaraka amin'ny Karpo, indôsy igne laha avy anao, ary ireo boky, indrindra ireo mifogno hoditre.