plt-x-tanala_2ti_text_reg/04/06.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 6 Satria efa hatolotre sahady iaho. Efa avy ny fotôgna hiengako. \v 7 Iaho die efa nahavita ny ady tsara; efa nahavita ny hajakajaka iaho; efa nitanako ny finôna.\v 8 Ny satro-boninahitry ny fahanarignana die efa vôtokagna hôn'ahe, ijay homen'ny Tompo, ilay mpitasara marina, hôn'ahe amin'ijane andro ijane, ary tsy hôn'ahe rerike mandy, fa mandy koa hôn'ireo abiaby ijay efa nitia ny fiboahane.