plt-x-tanala_2ti_text_reg/04/03.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 3 Satria ho avy ny fotôgna ijay tsy hatantejan'olo ny feon'ny fampenarana. Fa koja, areo die hisafidy mpampianatre hôn'aje araka ireo fagnirene manokagna. Ireo die hagnitikitike ny sofignan-dreo. \v 4 Hangala ny fitenoan-dreo amin'ny fahamarignana ireo, ary hivily ho agne amin'ireo angano. \v 5 Kanefa anareo, eritrereto tsara ny raha-abiaby. Ereto ny raha-sarotre; amboaro ny asan'ny evanjelista; tontosay ny fanompônareo.