plt-x-tanala_2ti_text_reg/04/01.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 1 Iaho die magnome itiky didy hentitre itiky eo agnatrehan'Andriamanitra sy Jesôsy Kristy, ijay hitsara ny velogna sy ny mate, ary noho ny fisehone sy ny fanjakane: \v 2 Mitoria ny teny. Mivognonà na amin'ny fotôgna na tsy amin'ny fotôgna. Magnanàra, mijaka mahare, mandrisiha, amim-paharetana sy ny fampenarana abiaby.